Mahazoarivo Commun Mahavelona

Avy amin'i Wikipedia

Mahazoarivo Commune Mahavelona dia nisy fanafiana nataony jiolahy 12lahy namaky bar izi ireo lasany ny vola 5taptrisa marihina fa tsy nitondra basy izy ireo ary tsy izay any fa mbola novonony ihany ilay ranga anankiray izai mbola tsy mahalala oe misy dahalo eto Mahazoarivo ary voakapa t@ tsabreka ny tratrany ary nisy voakasika ny fony ary maty