Jonah

Avy amin'i Wikipedia

Rakotoarimalala Jonah Toïzara no tena anarany. Teraka tamin'ny 19 Febroary 1994 tao Nosy-be Hell Ville.

1997 nifindra tany Toliara,nianatra tao amin'ny Père Baré. Septambra 2001 nifindra tao Morondava ary nianatra tao amin'ny Lycée Privée Catholique Saint Paul.2013 nianatra tao @ Cntemad Ankadifotsy nanao gestion.2014 nanao Multimedia tao E-media.niofana manokana momba ny tontolon'ny cinéma sy ny resaka sary (concéption cinématographique) .Efa niofana tamin'ny RFC (Rencontre du film court 10 édition) (Kinoïte).

Mbola manohy ny fianarana izy amin'izao ary manao ny filière communication. Manomana projet (Film d'action) izy @izao fotoana izao izay mety hivoaka @Taona 2019.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.