Fiainana
Apparence
(tonga teto avy amin'ny Zava-manana aina)
Ny fiainana dia izay mahasamihafa ireo zavatra mahakojakoja ny tenany (ny zavatra manana aina) sy ireo zavatra izay tsy mahakojakoja ny tenany, satria na efa nitsahatra ny fikojakojana ny tena (maty), na satria zavatra tsy manana aina.
Fizika hahatakatra dia voafaritra famphenana tamin' ny entrôpia (fikorontanana) sy fitombo tamin'ny pitsipitsini ny fiainana. Mampiely fikorontanana raha manjary abo pitsipitsini ny fiainana.[1]
Tsipelina
[hanova | hanova ny fango]Ny zavatra manana aina dia atao hoe "zavamananaina"[2].
Loharano sy fanamarihana
[hanova | hanova ny fango]- ↑ George Mason University - Does Life On Earth Violate the Second Law of Thermodynamics?
- ↑ Rabenilaina Roger-Bruno sy ny namany, "Être vivant", Vitasoa, Dictionnaire francais-malgache, Editions Ambozontany, Analamahitsy-Antananarivo, 2015.