Wikipedia:Fanakanana

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Wikipedia:Fanakanana mpikambana)

Ny fanakanana mpikambana (na, adiresy IP rehefa tsy mampiasa kaonty) dia manakana ny mpikambana hanoratra sy hanova ny pejy eto amin'ny Wikipedia. Tsy manakana ny famakiana ny fanakanana.

Ny zaraasan'ny fanakanana[hanova ny fango]

Ny fanakanana mpikambana dia fiarovana ; arivana ny pejin'i Wikipedia amin'ny fanovana tsy ilaina, na miaro ny mpandray anjara.

Ny mpandrindra ihany no afaka manakana ; tsy mainty atao araka ny fitsipka ity, indrindra indrindra ny fitsipika napetraka any ambany.

Ny fanakanana no paika farany alaina rehefa tsy mande ny paika hafa : ny dingana voalohany dia manandrana ny resaka, eo amin'ny pejin-dredaky ny mpandray anjara, mba hanazava azy ny andrasan'ny fikambanana. Misy pejy fanoroana momban'ny endrika ampiasaina ho an'ny resaka. Ampiasana ny fanakanana rehefa tsy manaiky miresaka na tsy miraharaha ny hafatr'olona izy.

Tsy manakana ny mpandray anjara miray adihevitra aminy ny mpandrindra ; ny mpandrindra ihany (any ivelan'ilay adihevitra, na tsy mitongilana) no afaka manakana. Tsy manakana mpandrindra hafa miady aminy ny mpandrindra.

Fepetra anakanana[hanova ny fango]

Misy karazana fanakanana roa :

  1. Ny fankanana ara-pandraharahana :

Io no fanakanana tsipalotra. Ampiasain'ny mpandrindra mba hiaro an'i Wikipedia amin'ny fanimbana io ireo ny ohatra :

  • Fanimbana (miaraka amin'ny spam)
  • Tao na hetsika tsy manara-dalàna, copyvio ohatra ;
  • Fanadakana, teny ratsy, fandrahonana ;
  • Fampiasana sockpuppet :
  • Fanandramana fangalarana kaonty ;
  • Rôbó̂ tsy ampiasaina tsara na simba (tsy tokony ho voasakana ny adiresy IP an'ilay kaonty) ;

Amin'ny fanaovana spam, mety ho voasakana koa ny pejin-dresak' ilay mpiakambana

Ny fampiasana ilay fanakanana[hanova ny fango]

Ho ampiasain'ny mpandrindra araka ny fitsipika eto amin'ny wikipedia ny fanakanana.