Aller au contenu
Menu principal
Menu principal
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fikarohana
Fandraisana
Wikipedia finday
Pejy rehetra
Pejy vaovao
Takelaka kisendra
Fikambanana
Toerana iraisana
Toerana iombonana
Non-malagasy speakers
Handray anjara
Fampidirana
Fiovana farany
Ny vaovao
Handefa takelaka
Kianjam-pasika
Fanoroana sy fitsipika
Renipejy
Fototra dimy
Fanamboarana takelaka
Tadiavo
Tadiavo
Fanomezana
Apparence
Hamorona kaonty
Hiditra
Fitaovana manokana
Hamorona kaonty
Hiditra
Pages pour les contributeurs déconnectés
en savoir plus
Fandraisan'anjara
Pejin-dresaka
Manova an'i
Tahirin-javaboarin' ny Tsingin' i Bemaraha
Ajouter des langues
Lahatsoratra
dinika
Malagasy
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Fitaovana
Outils
déplacer vers la barre latérale
masquer
Actions
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Général
Pejy mirohy eto
Novaina
Handefa rakitra
Pejy manokana
Fampahalalana mikasika ny pejy
Obtenir l'URL raccourcie
Télécharger le code QR
Zavatra Wikidata
Amin'ny tetikasa hafa
Apparence
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fampitandremana :
Tsy niditra tamin'ny kaontinao ianao. Ho hitan'ny vahoaka ny adiresy IP-nao raha manova inona na inona ianao. Raha
miditra amin'ny kaontinao
ianao dia ho anisan'ny tombontsoa anananao ny fanaovana ny fiovana amin'ny solonanaranao.
Fanamarinana anoherana ny spam.
Aza
fenoina ity!
{{coord|-18.47|45.04|type:landmark|format=dms|display=title}} [[Image:Tsingy de Bemaraha.jpg|thumb|350px|Tsingy Bemaraha]] [[Image:Aye-aye.png|thumb|[[Haihay]]]] Ny '''Tahirin-javaboarin' ny Tsingin' i Bemaraha''' na '''Tsingin' i Bemaraha''' dia tahirin-javabary any akaikin' ny morontsiraka andrefan' i [[Madagasikara]], ao amin' ny [[Faritra Melaky]]. Toerana voatokana noho ny endriny sy ny zavatra misy ao aminy. Nanomboka tamin' ny taona 1990 dia tafiditra ao anatin' ny Lova Iraisam-Pirenen' i [[UNESCO]] izy, noho ny toetra ara-jeôgrafia tsy manam-paharoa, ny [[ala honko]] voatahiry, ary ny isan' ny karazam-boron-dia sy ny gidro aman-tsifaka ao aminy. Any akaikin' ny tanànan' i [[Bekopaka]] any amin' ny Faritr' i Melaky no misy ny Tsingin' i Bemaraha, 150 km avaratr' i [[Morondava]] amin' ny fidirana ao atsimo, fa eo akaikin' ny tanànan' [[Antsalova]] izay azo aleha amin' ny fiaramanidina any amin' ny fidirana avaratra. Misokatra amin' ny volana Jona ka hatramin' ny volana Nôvambra (vanim-potoanan' ny main-tany) ity tahirin-javaboary ity befa mbola tsy mora idirana noho ny lalana sarotra aleha. == Rohy Ivelany == * [http://whc.unesco.org/en/list/494 Tsingy de Bemaraha Strict Nature Reserve] * [http://www.wcmc.org.uk/protected_areas/data/wh/bemaraha.html Natural Site Data Sheet] {{Wayback|url=http://www.wcmc.org.uk/protected_areas/data/wh/bemaraha.html |date=20070311064653 }} == Jereo koa == '''Valan-javaboary''' * [[Valan-javaboarim-pirenena Andasibe-Mantadia]] • [[Valan-javaboarim-pirenena Andohahela]] • [[Valan-javaboarim-pirenena Andringitra]] • [[Valan-javaboarim-pirenena Ankarafantsika]] • [[Valan-javaboarim-pirenen' ny Helodranon' i Baly]] • [[Valan-javaboarim-pirenena Isalo]] • [[Valan-javaboarim-pirenena Kirindy Mitea]] • [[Valan-javaboarim-pirenena Mananara-Avaratra]] • [[Valan-javaboarim-pirenena Marojejy]] • [[Valan-javaboarim-pirenena Masoala]] • [[Valan-javaboarim-pirenena Midongy Atsimo]] • [[Valan-javaboarim-pirenen' ny Tendrombohitra Ambre]] • [[Valan-javaboarim-pirenena Namoroka]] • [[Valan-javaboarim-pirenena Nosy Ve-Androka]] • [[Valan-javaboarim-pirenena Ranomafana]] • [[Valan-javaboarim-pirenena Tsimanampetsotsa]] • [[Valan-javaboarim-pirenena Zahamena]] • [[Valan-javaboarim-pirenena Zombitse-Vohibasia]] [[sokajy:toerana ao Madagasikara]] [[sokajy:Valan-javaboahary ao Madagasikara]]
Ambangovangony:
Rehefa mitahiry ny fanovana nataonao ianao dia manaiky ny
Fepe-pampiasana
, ary manaiky ny hamela ny fandraisan'anjaranao araka ny
fahazoan-dalana CC BY-SA 4.0
ary ny
GFDL
. Manaiky ihany koa ianao fa fampatsiahivana ampy ny fametrahana URL mankany amin'ny pejy niaviana.
Aoka ihany
Fanoroana
(sokafy anaty takila hafa)
Entités de Wikidata utilisées sur cette page
Tsingy
: Titre, Déclaration : P625, Liens de site, Description : mg
endrika miasa eto amin'ity pejy ity:
Endrika:Coord
(
hijery ny fango
) (voaaro)
Endrika:Talk other
(
hanova
)
Endrika:Wayback
(
hanova
)
Module:Coordinates
(
hanova
)
Module:Math
(
hanova
)