The Simpsons

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Ny Simpsons)

The Simpsons (Malagasy: Ny Simpson) dia sarimihetsika tantara mitohy an-tsarimiaina misy hatsikana (anglisy: animated sitcom) amerikana noforonin'i Matt Groening ho an'i Fox Broadcasting Company.

Mbola ambangovangony  amin'ny resaka Televiziona tantara mitohy ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.