Aller au contenu

Naina Andriantsitohaina

Avy amin'i Wikipedia
Naina Andriantsitohaina
Ankapobeny
Anarana Naina Andriantsitohaina
Teraka 1963
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Madagasikara
Asa :
Fiainana manokana

Naina Andriantsitohaina[1], teraka 1963 tao Toamasina, no ben'ny tanànan'i Antananarivo (2020 sy martsa 2024). Ny nandimby azy dia Richard Ramanambintana[2].