Vancouver: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: hi:वैंकूवर |
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: tt:Ванкувер |
||
Andalana faha-108: | Andalana faha-108: | ||
[[tl:Vancouver]] |
[[tl:Vancouver]] |
||
[[tr:Vancouver]] |
[[tr:Vancouver]] |
||
[[tt:Ванкувер]] |
|||
[[ug:Wankuwér]] |
[[ug:Wankuwér]] |
||
[[uk:Ванкувер]] |
[[uk:Ванкувер]] |
Endrik'io pejy io tamin'ny 31 Martsa 2012 à 19:40
Vancouver dia tanàna eo amorontsiraka ao amin'ny Lower Mainland ao amin'ny Kolombia Britanika, any Kanada. Ny anarany dia avy amin'ny kapteny britanika George Vancouver, nihazana io toerana io tamin'ny 1790. Ny anarana Vancouver dia avy amin'ny teny holandey « van Coevorden » midika olona iray avy any Coevorden, tanàna any Holandy.
Vanvouver dia tanàna ngeza indrindra any andrefan'i Kanada, ny laharany any Kanada dia tanàna ngeza indrindra fahatelo, ary tanàna mandroso indrindra any Kanada. Araka ny fanisana tamin'ny 2006, Vancouver dia manana isam-ponina 2,1 tapitrisa mponina. Maro fiaviana ny olona mipetraka ao, ary 52%-n'ny mponina ao no tsy manana teny anglisy tenin-dreny.