Aller au contenu
Menu principal
Menu principal
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fikarohana
Fandraisana
Wikipedia finday
Pejy rehetra
Pejy vaovao
Takelaka kisendra
Fikambanana
Toerana iraisana
Toerana iombonana
Non-malagasy speakers
Handray anjara
Fampidirana
Fiovana farany
Ny vaovao
Handefa takelaka
Fanomezana
Kianjam-pasika
Fanoroana sy fitsipika
Renipejy
Fototra dimy
Fanamboarana takelaka
Tadiavo
Tadiavo
Apparence
Hamorona kaonty
Hiditra
Fitaovana manokana
Hamorona kaonty
Hiditra
Pages pour les contributeurs déconnectés
en savoir plus
Fandraisan'anjara
Pejin-dresaka
Manova an'i
Jôrdania
Ajouter des langues
Lahatsoratra
dinika
Malagasy
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Fitaovana
Outils
déplacer vers la barre latérale
masquer
Actions
Hamaky
Ovaina
Hanova ny fango
Hijery ny tantara
Général
Pejy mirohy eto
Novaina
Handefa rakitra
Pejy manokana
Fampahalalana mikasika ny pejy
Obtenir l'URL raccourcie
Télécharger le code QR
Zavatra Wikidata
Amin'ny tetikasa hafa
Apparence
déplacer vers la barre latérale
masquer
Fampitandremana :
Tsy niditra tamin'ny kaontinao ianao. Ho hitan'ny vahoaka ny adiresy IP-nao raha manova inona na inona ianao. Raha
miditra amin'ny kaontinao
ianao dia ho anisan'ny tombontsoa anananao ny fanaovana ny fiovana amin'ny solonanaranao.
Fanamarinana anoherana ny spam.
Aza
fenoina ity!
[[sary:Flag of Jordan.svg|thumb|Sainan' i Jôrdania|280x280px]] [[sary:LocationJordan.svg|thumb|200px|Sarin-tanin' i Jordania]] I '''Jôrdania''' dia firenena ao [[Atsinanana Akaiky]], any[[Azia]]. Ny renivohiny dia i [[Amman]]. Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. Mirefy 89 342 km<sup>2</sup> ny velaran-taniny ary miisa 6 508 887 ny mponiny araka ny fanisana natao tamin' ny Jolay 2012. Ny faritr' ora dia +3. [[Sary:Jordan (orthographic projection).svg|vignette|195x195px|I Jôrdania]] Tsy manana morontsiraka afa-tsy 25 km i Jôrdania ao amin’ ny [[Hoalan' i Aqaba]] sy ao amin’ ny [[Ranomasina Mena]]. Anjakan’ ny [[lembalemba]] misy [[fatrana]] an-tany efitra ny 80 %n’ ny tanin’ i Jôrdania, izay mitohy amin’ ny tany efitr' i Siria any atsinanana. Ny lohasahan' i Jordana ao avaratra-andrefana dia tany lonaka tsara ho an’ ny fambolena. Miovava eo anelanelan' ny 7 °C sy 30 °C ny maripana any Jôrdania, nefa mety mahatratra 49 °C izany ao amin' ny Lohasahan' i Jordana amin' ny volana Aogositra. [[Arabo (vahoaka)|Arabo]] ny ankamaroan' ny mponina any Jôrdania, ka ny 40 % amin' izany dia [[Palestiniana]] mpitsoa-ponenana. Ny [[Bedoina (vahoaka)|Bedoina]] no vahoaka vitsy anisa lehibe indrindra any. Ny 90 %n’ ny Jôrdaniana dia mpino [[Silamo|mozilmana]]. Betsaka tanora ny mponina any ka ny 45 % dia tanora latsaky ny 15 taona. [[Sary:Jordan 1948-1967.png|vignette|207x207px|Sarin-tanin' i Jôrdania]] Miankina be amin’ ny fanampiana iraisam-pirenena ny toekarenan' i Jôrdania. Mandroso anefa ny fitrandrahana [[harena an-kibon' ny tany]], indrindra ny [[fôsfaty]] sy ny [[pôtasy]]. Mitombo hatrany koa ny fidiram-bola vokatry ny [[fizahàn-tany]], noho ny toerana manan-tantara toa an’ i Petra. == Jereo koa == '''Firenena ao Azia:''' [[Afganistàna]] - [[Arabia Saodita]] - [[Armenia]] - [[Azerbaijàna]] - [[Bangladesy]] - [[Bareina]] - [[Botàna]] - [[Broney]] - [[Emirata Arabo Mitambatra]] - [[Filipina]] - [[Iemena]] - [[India]] - [[Indônezia]] - [[Iràka]] - [[Iràna]] - [[Israely]] - [[Japàna]] - [[Jôrdania]] - [[Kambôdia]] - [[Katara]] - [[Kazakstàna]] - [[Kirgizistàna]] - [[Kôety]] - [[Kôrea Atsimo]] - [[Kôrea Avaratra]] - [[Laôsy]] - [[Libàna]] - [[Maldiva]] - [[Malezia]] - [[Mianmara]] - [[Môngôlia]] - [[Nepaly]] - [[Ômàna]] - [[Ozbekistàna]] - [[Pakistàna]] - [[Palestina (fanjakana)]] - [[Rosia]] - [[Sina]] - [[Singaporo]] - [[Siria]] - [[Srilanka]] - [[Tailandy]] - [[Taioàna]] - [[Tajikistàna]] - [[Torkia]] - [[Torkmenistàna]] - [[Vietnamy]]. '''Kôntinenta eto an-tany''' * [[Afrika]] * [[Amerika]] ([[Amerika Avaratra]] - [[Amerika Atsimo]]) * [[Azia]] * [[Eorôpa]] * [[Ôseania]] * [[Antarktika]] {{vangovango}} [[Sokajy:Firenena]] [[Sokajy:Firenena ao Azia]] [[sokajy:Jordania|*]]
Ambangovangony:
Rehefa mitahiry ny fanovana nataonao ianao dia manaiky ny
Fepe-pampiasana
, ary manaiky ny hamela ny fandraisan'anjaranao araka ny
fahazoan-dalana CC BY-SA 4.0
ary ny
GFDL
. Manaiky ihany koa ianao fa fampatsiahivana ampy ny fametrahana URL mankany amin'ny pejy niaviana.
Aoka ihany
Fanoroana
(sokafy anaty takila hafa)
Entités de Wikidata utilisées sur cette page
Jordania
: Liens de site, Description : mg
endrika miasa eto amin'ity pejy ity:
Endrika:Style afatra
(
hanova
)
Endrika:Style hafatra
(
hanova
)
Endrika:Vangovango
(
hijery ny fango
) (voaaro an-tàpany)