Hetsika Lakroa Mena sy Tsinlambolana Mena iraisam-pirenena
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny hetsika Lakroa Mena Iraisam-pirenena sy ny Tsinanmbolana mena dia hetsika iraisam-pirenena maha-olona manana mpiasa an-tsitrapo, mpiasa maneran-tany sy mpikambana eo amin'y 97 tapitrisa eo ho eo izay naorina mba hiarovana ny aina sy ny fahasalamana, mba hiantoka ny fanajana ny olombelona rehetra, ary mba hisorohana sy hanala ny fijalian'olombelona.