Famantaranandro entin'onja
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny famantaranandro entin'onja (anglisy: radio clock, radio-controlled clock, RCC) dia famantaranandro mahafantatra ny ora amin'ny alalana famantaranandro atômika izay mampita ny ora amin'ny alalan'ny onja. Ny rafitra toa izany dia ampiasaina rehefa mila famantaranandro marina.