Dinika:Mpanakanto malagasy

Le contenu de la page n’est pas pris en charge dans d’autres langues.
Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Dinika:Mpanakanto Malagasy)

Ary aiza no misy ny mpanao tantara an-tsary ry reto a? Fa angaha tsy artista aminareo izy ireo, ary tena bobaka be mihitsy ny manao an'izy io, ary ny ankabeazan'ny mpanao BD ( tantara an-tsary) dia ahilika ny gasy foana, nefa tena mpanatalenta feno ary artista feno izy ireo. Jereo amin'izao fa ny vazaha indray no manome hasina azy ireo ,porofo io "gasy bulles" io sy ny nahazoan'i Didier Mada BD contrat d'édition any ivelany ka namoahany BD any Eropa. Tsy latsa-danja koa ry Richard RABESANDRATANA nanao an'i Benandro, Ibonia, ry Razafindrakoto Christian nanao an'i Avotra snsn e....Ka aiza no hametrahanareo an'izy ireny e!

momba ny mpanao tantara antsary.[hanova ny fango]

  -RABESANDRATANA Andriantsarafara Richard
  -RAZAFINDRAKOTO Christian
  -RATOVOHERY Tiana
  -RANDRIAMANANTENA Didier Hariniaina Ramamonjiarisoa ( Didier Mada BD)
  -RAJAOMAHEFARISON Jocelyn
  -RANDRIAMANANTSOA Rodolphe ( Roddy)
  -RAKOTOSOLOFO Gilbert
  -RAMIANDRISOA RATSIVALAKA Alban
  -RANDRIAMANANTENA Fidèle
  -RAHAROLAHY Mamy


Aza matahotra ianao fa ho resahako ny tantarany fa miandrasa kely, fa ananako tsara mihitsy ny momba ireo. HO resahako tsy ho ela e!

IZAY FA MBOLA HITOHY.