Hankany amin'ny vontoatiny

Dinika:Jesosy

Tsy tohana amin'ny fiteny hafa ny votoatin'ny pejy.
Hanampy lohahevitra
Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Dinika:Jesoa)
Fanehoan-kevitra farany: il y a 8 ans nosoratan'i Ndatyavao

Salama ê! Sady tsy nateraka 25 desambra no tsy nateraka 1 janoary i Jesoa na i Jesosy. Na ny taona nahaterahany aza tsy fatatra mazava. Fara-faharatsiny tokony ho hita amin'ireo Wiki hafa izany na dia tsy misy aza ny loharano ivelany azo raisina. Misaotra ê --Ndatyavao (resaka) 26 Septambra 2017 à 05:08 (UTC)Répondre