Hankany amin'ny vontoatiny

Dinika amin'ny Wikipedia:Baiboly

Tsy tohana amin'ny fiteny hafa ny votoatin'ny pejy.
Hanampy lohahevitra
Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Dinika:Baiboly)
Fanehoan-kevitra farany: il y a 8 ans nosoratan'i Ndatyavao

Tsy fanaovana dokam-barotra, fideraderana, fanenjehana na fitsikerana ny Wikipedia malagasy fa fanehoana izay fantatra tamin'ny alalan'ny boky, haino aman-jery, sns izay izay azo hamarinina ny fisiany marina. Ny pejy momba ny Baiboly dia tokony hahitana zava-pantatra momba ny Baiboly toy ny hita amin'ireo Wiki hafa.--Ndatyavao (resaka) 1 Oktobra 2017 à 19:44 (UTC)Répondre