Kolkata
Fiseho
(tonga teto avy amin'ny Calcutta)
| Kolkata | ||
| Velarantany | NC | |
| Isan'ny mponina | 4 580 544 | |
| Tanàn-dehibe | NC | |
| Ben'ny tanàna | Bikash Bhattacharya | |
| Firenena | ||
| Fanjakana | NC | |
| Faritany | Bengaly Andrefana | |
| Faritra | NC | |
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Kolkata কলকাতা | |
Ny Tanànan'i Calcutta, na Kolkata ankehitriny amin'ny fampiasana ofisialy (amin'ny fiteny Bengali কলকাতা ; ['kolkat̪a]) dia renivohitry ny faritany mizaka tena indianin'i Bengaly-Andrefana. Any atsinanan' India no misy azy, eo amoron'ny renirano Hūghlī, ny isam-ponina ao an-tanàna dia misy 4 399 819 ary 15 ho an'ny tanànan-dehibe. Tanàna faha efatra ary tanànan-dehibe faha telo any India Kolkata.
