Bibilava (zodiaka)

Avy amin'i Wikipedia

Ny bibilava (蛇) no fahenina amin'ny tsingerin'ny biby roa ambin'ny folo taona izay miseho amin'ny zodiaka sinoa mifandraika amin'ny kalandrie sinoa.