Aller au contenu

Bamban-tsiriana

Avy amin'i Wikipedia
Bamban-tsiriana

Ny bamban-tsiriana dia fitambaran-javamaniry hita eo amin' ny toerana iray. Avahana ny bamban-tsiriana voajanahary izay ahitana zavamaniry maniry hoazy, sy ny bamban-tsiriana nataon' olombelona ahitana zavamaniry novolena. Misy ny maniry an-tanety, ny maniry an-dranomasina, ny amaniry an-dranomamy sns. Ny bamban-tsiriana dia mitana anjara toerana lehibe amin' ny famokarana sy ny fiarovana ny tany sy ny zezi-pako, ny tsingerin' ny karbôna ary ny famokarana ôksizenina.