Antônio Lehibe
Aller à la navigation
Aller à la recherche
I Antônio Lehibe, izay antsoina hoe Antônio avy any Egipta na Antônio Mpitoka-Monina na Antônio avy any an-tany efitra, dia monka na moanina heverina fa rain' ny fitokana-monina kristiana. Fantatra amin' ny alalan' ny fitantarana nataon' i Atanasiosy avy any Aleksandria tamin' ny taona 360 ny fiainany. Teraka tamin' ny taona 251 izy ary maty tamin' ny taona 356 tamin' ny faha-105 taonany, teo am-pelantanan' ny mpianany roa, dia i Makariosy Zokiny (na Makario avy any Egipta)[1] sy i Amatasy.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Loharano sy fanamarihana[hanova | hanova ny fango]
- ↑ Isan'ireo atao hoe Rain'ny Fiangonana koa i Makariosy