Andron' ny Vy

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Andron'ny Vy)

Ny Andron' ny Vy dia vanimpotoana miavaka noho ny fahefehezan' ny olombelona ny fanefena vy, izay nandimby ny Andron' ny Alimo. Miovaova be ihany anefa ny fari-potoan' ny Andron' ny Vy arakaraka ny faritra eto an-tany sy ny faritra misy ny kolontsaina resahina. Noho izany dia azo heverina ho mbola ao amin' ny vanipotoana alohan' ny tantara na ao amin' ny vanimpotoan' ny tantara ny Andron' ny Vy arakaraka ny faritra eto ambonin' ny tany resahina. Ny Andron' ny Vy dia manomboka amin' ny taona 11000 tal. J.K. ao amin' ny faritra mediteraneana, fa amin' ny taona 800 na 700 tal. J.K. izany any amin' ny tapany avaratr' i Eorôpa, ary amin' ny taona 1000 tal. J.K. aty Afrika. Ny fanefena vy dia mila hafanana ambony dia ambony noho ny an' ny alimo, izay tratra noho ny fivoaran' ny fahaizana momba ny lafaoro.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]