The Fox and the Hound
Avy amin'i Wikipedia
The Fox and the Hound na Rox et Rouky (« Ny Amboahaolo sy ny Alika / Rox sy Rouky ») dia klasika faha 24 ny Studio Disney, nivoaka tamin'ny 10 Jolay 1981, avy amin'ny filazàna mitovy anarana nataon'i Daniel P. Mannix tamin'ny 1967. Ny voatotin'ny tantarany dia misy amboahaolo, Rox, sy alika, Rouky. Voasedra ny fihavanany ony satria lasa mpihaza ny tompon'i Rouky.
Afaka hitantsika ao i Kurt Russell, Mickey Rooney, Pearl Bailey, Pat Buttram, Sandy Duncan, Richard Bakalyan, Paul Winchell, Jack Albertson, Jeanette Nolan, Keith Coogan, sy Corey Feldman.
Mifototra amin'ny tantaran'i Daniel P. Mannix io tantara io (Boky mitovy anarana tamin'ny 1967).