Alika
Avy amin'i Wikipedia
Ny alika dia biby mampinono, mihinana hena. Fiompy ka lazaina fa isan'ny tena namana akaiky ny olombelona Antsoina ihany koa hoe amboa. Vovò no filaza ny feony.
Votoatiny |