The Fox and the Hound (boky)

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka boky ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

The Fox and the Hound na Le Renard et le Chien courant (« Ny Amboahaolo sy ny Alika ») dia boky nataon'i Daniel P. Mannix tamin'ny 1967. Ny voatotin'ny tantarany dia misy amboahaolo, Rox, sy alika, Rouky. Voasedra ny fihavanany ony satria lasa mpihaza ny tompon'i Rouky. Voasintona avy amina tantara tena nitranga io tantara io.

Ny boky dia ny plus travail boky nataon'i Mannix. Ny filma i Studio Disney The Fox and the Hound dia amin'ny filazàna ny boky.