Tanjona Vohimena
Avy amin'i Wikipedia
Ny Tanjona vohimena na Cap Sainte-Marie amin'ny fiteny frantsay, dia tanjona any atsimon'i Madagasikara. Any amin'ny Tanjona Vohimena dia misy valam-pirenenan'i Tanjona Vohimena nosokafana tamin'ny 1962.
Votoatiny |
Jeografia [hanova]
Ny haabon'ilay toerana dia misy 100 hatramin'ny 200 metatra eo ho eo. Ny velarantan'ilay valam-pirenena (Valam-pirenenan'i Tanjona Vohimena na Parc National du Cap Sainte-Marie) dia misy 17,5 km2.
Toe-tany [hanova]
Ny toe-tany manodidonan'ny Tanjona vohimena dia maina sady mafana mandava-taona. 19-23° eo ho eo ny hafanana,
Ny zava-maniry [hanova]
Ny zava-maniry any amin'ny tanjona vohimena dia hazo na voninkazo misy tsilo