Faritan'i Toliary

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Fisian'ny faritan'i Toliary (miloko maitso mazava)

Toliary dia isan'ny faritany eto Madagasikara, any amin'ny ilany atsimo no misy azy ka raha miala ny renivohitra dia lalam-pirenena fahafito no mankany

Ny fizarany[hanova | hanova ny fango]

Toliara div.png

Toliara dia faritany iray ary mizara ho faritra 4 dia ireto avy :

Atsimo andrefana[hanova | hanova ny fango]

Izay toerana renivohitry ny faritan'i Toliary :


Androy[hanova | hanova ny fango]

Ny renivohitry ny faritra Androy dia Ambovombe

Anosy[hanova | hanova ny fango]

Ny renivohitry ny faritra Anosy dia taolagnaro na Taolagnaro

Menabe[hanova | hanova ny fango]

Ny renivohitry ny faritra Menabe dia Morondava

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.