Nify
Avy amin'i Wikipedia
Ny nify dia taova misy taolana, mafy, miloko fotsy, misy couronne sy misy fakana (racine). Ny nify dia ilaina manapaka na manamontsamontsana ny sakafo ao am-bava.
Votoatiny |
Fiziolojia [hanova]
Anisan'ny taova mafy indrindra ny nify, ny antony mahamafy azy dia ilay email. Mahatanty afo izy ary ampiasaina amin'ny « medecine medico-legale ».
Karazana nify [hanova]
Jereo koa [hanova]
Rohy ivelany [hanova]