Wikipedia:Pejy manirery

Avy amin'i Wikipedia

Ny atao hoe pejy manirery na pejy kamboty dia pejy iray tsy manana rohy mankany amin'ny pejy hafa. Ireo pejy ireo dia mety hita amin'ny alàlan'ny fitaovam-pikarohana eto amin'i Wikipedia, fa tsara hatao no ahitana azy amin'ny alàlan'ny rohy eny amin'ny pejy hafa misy fifandraisana amin'ilay pejy. Manala ny hakambotin'ny pejy dia toetra lehibe amin'ny fanamboarana ny tranonkala.

Ny atao hoe pejy kamboty na pejy manirery[hanova ny fango]

  • Ny pejy dia atao hoe pejy kamboty raha latsaky ny telo no isan'ny rohy manondro ilay pejy.
  • Ny pejy manirery dia pejy tsy manana rohy manondro ilay pejy mihitsy.

Jereo koa[hanova ny fango]