Languedoc-Roussillon

Avy amin'i Wikipedia
Ny fisian'i Languedoc-Roussillon ao Frantsa (miloko mena).

I Languedoc-Roussillon dia faritra frantsay isiana departemanta dimy. I Espaina, Andôra, ny Ranomasina Mediteranea, ary ireo faritra frantsay ireo no mamaritra azy : Provence-Apes-Côte-d'Azur, Rhône-Alpes, Auvergne ary Midi-Pyrénées.

Misy tenim-paritra roa tenenina any amin'ny faritra Languedoc-Roussillon ; ny fiteny ôksitana (languedocien, auvergnat, provençal) ary ny fiteny katalana (any atsimo indrindra indrindra, ao amin'ny faritra misy an'i Perpignan). Ny anaran'i Languedoc-Roussillon amin'ny fiteny ôksitana dia Lengadòc-Rosselhon [ˌleŋgɔˈðɔk rruseˈʎu] ary amin'ny fiteny katalana Llenguadoc-Rosselló [ˌʎeŋgwəˈðɔk rrusəˈʎo]

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.