Katowice

Avy amin'i Wikipedia
  

50°15′51″N 19°01′25″E / 50.264167°N 19.023611°E / 50.264167; 19.023611

Katowice
-
Velarantany 164 km2
Isam-ponina 315 123 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna Piotr Uszok
Firenena  Poland (Polonia)
Faritany Voïvodie Silesia
Faritra NC
Tanàna Katowice. (Voïvodie Silesia)

| Katowice tanàna lehibe ao atsimon'i Pôlônina, amin'ny reniranon'i Klodnica sy Rawa (fanononana: [[Rakitra:Katowice.ogg|[katɔ'vʲitsɛ]]] Tseky: Katovice, Alemana Kattowitz). Manana mponina miisa 315 123 mponina.

Tantara[hanova | hanova ny fango]

Nonina teo amin'ireo faritra manodidina an'i Katowice dia i Silezia ambony izany, ireo Silezianina. Niorina ny taonjato faha-19 ny tanàna, tamin'ny fitondran'ny Prosianina, ary tamin'ny taona 1865 i Katowice no nahazo ny sata maha tanàna azy. Raha nonenan'ny alemanina, ny silezianina, jiosy ary pôlôney i Katowice, dia nanjary anisan'ny Repoblika Faharoa an'i Pôlônina, teo anelanelan'ny taona 1918 sy 1921. Taorian'izay dia voazara ny tanàna, ka lasa taty amin'ny faritr'i Pôlônina i Kattowitz.

Nampiroborobo fatratra azy ny fisian'ny harena an-kibon'ny tany (arina indrindra indrindra) teo amin'ireo tendrombohitra manodidina azy. Niankina betsaka tamin'ny fitrandrahana arina sy indostrian'ny acier, izay nisy nanomboka tamin'ny fivoarana ara-indostria, ny fihalehibeazan'ny tanàna sy ny fandrosoany. Tato ho ato anefa dia niova tsikelikely nanjary asa madinika izany indostria goavana izany noho ny fanavaozana ara-ekonomika.

Novain'ny kôminista pôlôney ho Stalinogród (Tanànan'i Stalin) ny anarany teo anelanelan'ny taona 1953 sy 1956.

Niharan'ny fahasimbana mavesatra ny tontolo iainany sy ny natiora nandritra ny fitondran'ny kôminista tamin'ny fotoanan'ny Repoblika entim-bahoaka an'i Pôlônina, taoriana kelin'ny Ady Lehibe Faharoa, nefa efa voaverina ny ampahany betsaka amin'ny simba ankehitriny noho ny fanovana teo amin'ny didy aman-dalàna sy fitsipika natao taorian'ny fitondran'ny kôminista.

Distrika[hanova | hanova ny fango]

Distrika ao Katowice

I. Tanàn-dehibe

  • 1. Śródmieście
  • 2. Koszutka
  • 3. Bogucice
  • 4. Osiedle Paderewskiego - Muchowiec

II. Faritra avaratra

  • 5. Zaleze
  • 6. Osiedle Witosa
  • 7. Osiedle Tysiąclecia
  • 8. Dąb
  • 9. Wełnowiec - Józefowiec]

III. Faritra andrefana

  • 10. Ligota - Panewniki
  • 11. Brynów - Osiedle Zgrzebnioka
  • 12. Brynów - Załęska Hałda

IV. Faritra atsinanana

  • 13. Zawodzie
  • 14. Dąbrówka Mała
  • 15. Szopienice - Burowiec
  • 16. Janów - Nikiszowiec
  • 17. Giszowiec

V. Faritra atsimo

  • 18. Murcki
  • 19. Piotrowice - Ochojec
  • 20. Zarzecze
  • 21. Kostuchna
  • 22. Podlesie

Kolontsaina sy fialamboly[hanova | hanova ny fango]

Katowice, Teatr'i Silezia

Teatra[hanova | hanova ny fango]

Teatr'i Silezia (Teatr Śląski im. Stanisława Wyspiańskiego)

  • Teatra Ateneum (Teatr Ateneum)
  • Teatra Korez (Teatr Korez)
  • Teatra Cogitatur (Teatr Cogitatur)
  • Teatra-cinema Rialto (Kinoteatr Rialto)

Mozika[hanova | hanova ny fango]

  • Filharmonian'i Silezia (Filharmonia Śląska)
  • Estrada Śląska
  • Scena GuGalander
  • Narodowa Orkiestra Symfoniczna Polskiego Radia

Sarimihetsika[hanova | hanova ny fango]

  • IMAX
  • Punkt rozrywki 44
  • Silesia City Center
  • Helios (Centrum Filmowe Helios)
  • Cosmos (Kino Kosmos)
  • Swiatowid (Kino Światowid)
  • Teatra/Sarimihetsika Rialto (Kinoteatr Rialto)

Mozea[hanova | hanova ny fango]

Katowice, Mozea ao Silezia
  • Mozea an'i Silezia (Muzeum Śląskie)
  • Mozea ara-tantara ao Katowice (Muzeum Historii Katowic)
  • Muzeum Archidiecezjalne
  • Muzeum Misyjne OO. Franciszkanów
  • Muzeum Biograficzne P. Stellera
  • Muzeum Prawa i Prawników Polskich
  • Muzeum Najmniejszych Książek Świata Zygmunta Szkocnego
  • Izba Śląska
  • Centrum Scenografii Polskiej
  • Śląskie Centrum Dziedzictwa Kulturowego

Haino aman-jery[hanova | hanova ny fango]

  • TVP 3 Katowice
  • TVN24 - departemantan'i Katowice (TVN24 - oddzial Katowice)
  • Radio Katowice
  • Radio Flash
  • Radio Roxy FM
  • Radio Planeta
  • Dziennik Zachodni
  • Gazeta Wyborcza - departemantan'i Katowice
  • Fakt (gazeta) - oddział Katowice
  • Echo Miasta
  • Metro (gazeta) Katowice
  • Nowy Przeglad Katowicki
  • Sport (gazeta)
Katowice, Spodek

Hetsika ara-kolontsaina[hanova | hanova ny fango]

  • Rawa Blues Festiwal
  • Metalmania
  • Mayday
  • Międzynarodowy Konkurs Dyrygentów im. G. Fitelberga
  • Międzynarodowy Festiwal Orkiestr Wojskowych
  • Międzynarodowa Wystawa Grafiki "Intergrafia"
  • Ogólnopolski Festiwal Sztuki Reżyserskiej "Interpretacje"
  • Ars Cameralis Silesiae Superioris (Górnośląski Festiwal Sztuki Kameralnej)

Fizahan-tany[hanova | hanova ny fango]

"Silesian Insurgents Monument"
Katedralin'i Katowice

Ny faritra lavitra ny afovoan-tanànan'ny Katowice dia ahitana trano miendrika sy mampatsiahy ny andro kôminista.

  • Rynek - no tsena sy ivon'ny tanàna taloha. Maro anefa ny tranobe narodana tamin'ny taona 1950 mba hanorenana tranobe manaraka ny fironana kôminista. Ankehitriny indray dia heverina ho ratsy endrika ireo tranobe kôminista ireo ary misy fikasana handrodana azy sy hanorenana vao. Maro ny làlan-kely manodidina ny rynek no nohidiana miaraka amin'ny rynek koa ka natao ho toerana fitsangantsanganan'ny mpiantsena.
  • Katedraly ao Katowice
  • rondo - Rond-point lehibe, andàlam-panavaozana.
  • Spodek - Lapan'ny fanatanjahantena sy kolontsaina lehibe, midika hoe soucoupe noho ny endriny mitovy amin'ny soucoupe volante (OVNI).
  • Dworzec Glówny Katowice - seranan-dàlamby. Kasaina hofongorina sy haverina haorina ihany koa aorian'ny fanamboarana ny rondo sy ny rynek.

Fanabeazana[hanova | hanova ny fango]

Altus, Trano manaka-danitra anisan'ny vaovao indrindra ao Katowice.
  1. Anjerimanontolon'i Silesia (Uniwersytet Slaski w Katowicach)
  2. Akademian'ny toe-karenan'i Katowice (Akademia Ekonomiczna w Katowicach)
  3. Akademian'ny mozika ao Katowice]] (Akademia Muzyczna w Katowicach)
  4. Akademian'ny fanatanjahantena ao Katowice]] (Akademia WF w Katowicach)
  5. Akademian'ny zavakanton'i Katowice]] (Akademia Sztuk Pieknych w Katowicach)
  6. Akademian'ny zavakanton'i Cracow (Akademia Sztuk Pieknych w Krakowie) - filia
  7. Akademian'ny fitsaboan'i Silesia (Slaska Akademia Medyczna)
  8. Anjerimanontolon'ny Teknolojia Silezianina - Fakiolten'ny Siansa Materialy sy ny Asa Vy, Fakiolten'ny Fitaterana
  9. Akademia pôlôney-n'ny siansa(Polska Akademia Nauk), oddzial
  10. Slaska Wyzsza Szkola Informatyki w Katowicach
  11. Slaska Wyzsza Szkola Zarzadzania w Katowicach
  12. Górnoslaska Wyzsza Szkola Handlowa w Katowicach
  13. Miedzynarodowa Szkola Bankowosci i Finansów
  14. Wyzsza Szkola Bankowosci i Finansów w Katowicach
  15. Wyzsza Szkola Humanistyczna w Katowicach
  16. Wyzsza Szkola Humanistyczno-Ekonomiczna w Lodzi - wydzial
  17. Wyzsza Szkola Pedagogiczna TWP w Warszawie, Instytut Pedagogiki
  18. Wyzsza Szkola Techniczna w Katowicach
  19. Wyzsza Szkola Technologii Informatycznych w Katowicach
  20. Wyzsza Szkola Umiejetnosci Spolecznych w Poznaniu - wydzial
  21. Wyzsza Szkola Zarzadzania Marketingowego i Jezyków Obcych w Katowicach
  22. Wyzsza Szkola Zarzadzania Ochrona Pracy w Katowicach
  23. Wyzsze Seminarium Duchowne Braci Mniejszych w Katowicach
  24. Wyzsze Slaskie Seminarium Duchowne w Katowicach
  25. Prywatne Nauczycielskie Kolegium Jezyków Obcych w Bielsku-Bialej - wydzial
  26. Prywatne Nauczycielskie Kolegium Jezyków Obcych w Katowicach

Misy koa:

  • sekoly ambony manodidina ny 80 isa
  • 35 gymnases eo ho eo
  • sekoly ambaratonga fototra miisa hatramin'ny 55
  • Tranomboky 50, anisan'ireny ny Tranombokin'i Silezia (Silesian Library)

Fanatanjahantena[hanova | hanova ny fango]

  • GKS Katowice - ekipa baolina kitra lehilahy ao Pôlônina, (Nandrombaka ny amboaran'i Pôlônina ny taona: 1986, 1991, 1993; Nandrombaka ny SuperCup-n'i Pôlônina ny taona : 1991, 1995; mpikambana amin'ny ligy voalohany (1st league) ny taom-pilalaovana 2003/2004 sy 2004/2005). Ekipa tompon-daka amin'ny taranja hockey sur glace :1958,1960,1962 Gòrnik Katowice / GKS 1965,1968,1970.
  • AZS AWF Katowice - ekipa handball vehivavy milalao amin'ny Polish Ekstraklasa Women's Handball League: laharana faha-11 tamin'ny taom-pilalaovana 2003/2004; niditra tamin'ny ligy voalohany ny 2004/2005.
  • KS Rozwój Katowice - ekipa baolina kitra
  • MK Katowice - ekipa baolina kitra
  • Kolejarz Katowice - ekipa baolina kitra
  • Podlesianka Katowice - ekipa baolina kitra
  • AZS US Katowice - taranja maro
  • Naprzód Janów Katowice - hockey club
  • HKS Szopienice - taranja maro
  • Hetman Katowice - ekipa baolina kitra
  • Hetman Szopienice - kliobana eseky
  • MAKS Murcki Katowice - hockey sur glace & netball club
  • Sparta Katowice - rózne dyscypliny
  • HC GKS Katowice - kliobana hockey
  • AWF Mickiewicz Katowice - kliobana basketball

kliobam-panatanjahantena hafa:

  • FC Katowice - ekipa baolina kitra
  • Diana Katowice - ekipa baolina kitra
  • Germania Katowice - ekipa baolina kitra
  • EKS Katowice - kliobana lalao anaty rano
  • Dab Katowice - taranja maro
  • Gwardia Katowice - taranja maro
  • Pogon Katowice - taranja maro
  • KS Baildon Katowice - taranja maro
  • Centrum Body Club Katowice - bodybuilding club

Olo-malaza avy ao Katowice[hanova | hanova ny fango]

A4 motorway Katowice
  • Hans Bellmer, mpaka sary surrealiste
  • Henryk M. Broder, mpanao gazety
  • Maria Goeppert-Mayer
  • Kurt Goldstein, neurologiste
  • Jerzy Kukuczka
  • Kazimierz Kutz
  • Franz Leopold Neumann
  • Hans Sachs

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]