Jakarta

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka Indonezia ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Jakarta
220px
Velarantany NC
Isam-ponina 8 500 000 mponina
Tanànan-dehibe 24 094 000
Ben'ny tanàna Joko Widodo
Firenena Indonezia
Faritany Daerah Khusus Ibukota Jakarta
Jakarta.jpg

Jakarta dia renivohitr'i Indonezia (Repoblikan'i Indonezia). Ao amin'ny nosy Java no misy azy. Ny fivelaran'ilay dia misy 650 km2 ; ny isa ny olona miaina any dia misy 12 tapitrisa mahery. Batavia ny anaran'i Jakarta ankehitriny tamin' Indonezia mbola zanatany holandey, efa renivohitra izy tamin'izany fotoana izany.

Mponina[hanova | modifier le wikitexte]

Avy amin'ny faritany Indonezianina ny ankabiazan'ny olona miaina any Jakarta. Fa misy foko "teratany" mipetraka any Jakarta sy amin'ny manodidina : Betawi ny anaran'io foko io.

Tantara[hanova | modifier le wikitexte]

Toe-tany[hanova | modifier le wikitexte]

Ny toe-tan'i Jakarta dia toe-tany ara-pehibe : be latsak'orana manomboka amin'ny volana Novambra hatramin'ny volana Mey.

Jereo koa[hanova | modifier le wikitexte]

Rohy ivelany[hanova | modifier le wikitexte]