Guy Willy Razanamasy

Avy amin'i Wikipedia

Guy Willy Razanamasy (*19. Desambra 1928, Antananarivo; † 17. Mey 2011) dia praiminisitry ny Repoblikan'i Madagasikara notendrena tamin'ny 8 aogositra 1991.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.