Praiminisitra malagasy
Avy amin'i Wikipedia
Ireo Praiminisitra nifandimby teto Madagasikara nanomboka tamin'ny Repoblika faharoa (1975) :
- Joël Rakotomalala notendrena tamin'ny 11 janoary 1976, nodimandry ny 30 jolay 1976
- Justin Rakotoniana notendrena tamin'ny jolay 1976, nametra-pialana ny 31 jolay 1977
- Désiré Rakotoarijaona notendrena tamin'ny 31 jolay 1977, nametra-pialana ny 12 febroary 1988
- Victor Ramahatra notendrena tamin'ny 12 febroary 1988
- Guy Willy Razanamasy notendrena tamin'ny 8 aogositra 1991
- Francisque Ravony notendren'ny Antenimieram-pirenena tamin'ny 10 aogositra 1993, nametra-pialana ny 30 oktobra 1995
- Emmanuel Rakotovahiny, notendrena tamin'ny 30 oktobra 1995
- Norbert Lala Ratsirahonana, notendrena tamin'ny 5 jona 1996
- Pascal Rakotomavo, notendrena tamin'ny 21 febroary 1997
- Tantely Andrianarivo, notendrena tamin'ny 23 jolay 1998
- Jacques Sylla, notendrena tamin'ny 26 febroary 2002
- Charles Rabemananjara, notendrena tamin'ny 20 janoary 2007
- Monja Roindefo, notendrena tamin'ny volana marsa 2009
- Camille Vital, notendrena tamin'ny volana janoary 2010
- Omer Beriziky, notendrena ny volana novambra 2011