Fiteny rosy
Avy amin'i Wikipedia
|
||||
|---|---|---|---|---|
| Fiteny any | Rosia | |||
| Faritany | Eoropa antsinanana, sy Azia avaratra | |||
| Isan'ny olona miteny azy | 255 tapitrisa[1] | |||
| kilasy | ||||
| Kilasiny arakaran'i fianakavina | ||||
(Avy any aminy fikilasiavan'i SIL)
|
||||
| Staty ofisialy arakarany fianakavinan'ilay teny | ||||
| tenim'pirenenan'i any a |
Rosia, sy firenena maro | |||
| voafehin'i | Российская Академия Наук (Rossijskaja akademija nauk) | |||
| ISO 639-1 | ru | |||
| ISO 639-2 | rus | |||
| ISO 639-3 | rus | |||
| SIL | RUS | |||
|
|
||||
|
Статья 1 Все люди рождаются свободными и равными в своем достоинстве и правах. Они наделены разумом и совестью и должны поступать в отношении друг друга в духе братства. |
||||
| Voir aussi : teny, lista na teny, cody loko | ||||
Ny fiteny rosy dia fiteny any Rosia sy any amin'ny firenena zanatany sôvietika taloha. Ny fiteny rosy dia amin'ny fiteny Indô-Eoropeanina, ao anatin'io koa ny fiteny bielôrosy ny fiteny okrainianina. Mahery ny 250 tapitrisa no isa ny olona miteny rosy. Satria izy no teny ofisialy ny Rosia sy ny CEI, betsaka dia betsaka ihany koa ny olona miteny rosy anatin'ny zanatany sovietika taloha. An'isan'ny teny ofisialy ny UN koa ny Rosy
|