Fiteny afrikaans
Avy amin'i Wikipedia
Ny fiteny afrikaans dia fiteny avy amin'ny fiteny neerlandey tenenina any Afrika atsimo. Ny teny afrikaans amin'ny fiteny neerlandey dia midika "afrikanina". Ny mpiteny fiteny afrikaans dia ireo mpanjana-tany neerlandey tonga tany Afrika Atsimo, antsoina koa hoe "Boer", teny midika "tantsaha" amin'ny fiteniny. Tsy ny fotsy fotsiny akory no miteny afrikaans fa ny metis ihany koa, indrindra indrindra ao amin'ny faritanin'i Cap Andrefana, ary ny Cap Avaratra.