Catawba

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Wiki letter w.svg   Ity pejy ity dia pejy manirery ary tokony asiana rohy manketo ny pejy hafa. (Martsa 2010)

Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity.

Ny Catawba (mety koa voaantso Issa, na Esaw) dia mponina teratany ny amerika niaina eny avaratra-antsinanana ny Etazonia, manalavan'ny fefy ny North Carolina sy ny fefy ny South Carolina ; na dia vitsy ary izareo, nihady ny Catawba tamin'ny ady ho an'ny fahaveovantenan'i Etazonia

Lasa nia vitsy dia vitsy ny isam-poninan'ny Catawba kanefany ny Amerikana mandidin'azy eo manana fandrosona.

1.400 ny isam-ponina ny Catawba taminy taona 1996 ; ny ankabiazany miaina any South Carolina. Misy olona vitsy miaina any Oklahoma sy any Colorado.

Ny rezerva ny Catawba dia ao anaty ny York County (SC) ; olona 124 no nanomeno azy taminy 1990 ; ny teny Catawba, avy any aminy teny Sioux,

Mormon ny ankabiazan'ny Catawba

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Jereo Koa[hanova | hanova ny fango]