Sioux

Avy amin'i Wikipedia

Hanketo: Fikarohana, karohy
Ny Fivelaran'ny mponina Sioux

Ilay teny " Sioux dia midika naha gropy lingoistika lehibe eo ampivoany sy ao antsimo-atsinanana ny Amerika avaratra ; ny Catawbas (tsy misy catawbas itsony 'zao), sy ny sioux (izareo koa manana fizarazanana) ; naha teny Sauteux midika izao tontolo izao ilay mponina Lakota, Nakota sy ny Dakota ; manana fomba akaikikaiky.

Ilay teny "sioux" mety avy any amilay fitenenina nadewisu midika anatiny teny Sauteux "bibilava kely" (?). Io fitenenina io dia nalain'ny Frantsay taminy voalohany taonjato faha 17° ; dia nitenenin'i Sioux ihany aveo ; faha izao tontolo izao, tinitiny kokoa mampiasan'ilay fiteneniny Lakota, Dakota, Nakota.

Votoatiny

[Ovay] Tantara

[Ovay] Taminy taonjanto faha 17 : fifanenana tamin'ny Eoropeanina voalohany

Ny Frantsay ny olona Eoropeanina voalohany nifanena taminy Sioux ; ao andrefanan'ny Lac Supérieur (Firenena Minnesota sy Wisconsin).

Tamin'io fifanenana io, ny Sioux nipetraka anaty ny tanana be ; namboly katsaka, manoty sy mihazana izareo

[Ovay] Taminy taonjanto faha 18 : Conquête de l'ouest

Taminy taonjato faha 18, ny gropy sioux, mety voahazana'ny adihady eo a mandidin'ny Grands Lacs miarak'amin'ny famelaran'ny aretina isankarazany mamono ny mponina akaiky eo, ny mponina sioux dia nikisaka nakany andrefana tany ; io fihetsehana arỳ ambadika ny renirano Mississipi dia misy antony : ilay fahabetsanan'ny omby be sy ny fahabetsahan'ny sovaly avy any amin'ny tany lemaka any antsimo

Ny Teratany Ny amerika (avaratra) nampiasa sovaly teo arinan'ny fahatongavan'ny Espaniola tany amerika avaratra ; taminy taonjato faha 16.

Tamin'ny taonjato faha 18 ; mponina sioux nanana fivelarana goavana be tany any andrefan'ny Mississipi ; nanakisaka ny Crow tany andrefana tany izy, dia ny mponina Panis eo aminy renirano Platte.

Miseho anaty soratra ny sioux taminy taona 1650 eo amin'ny faritany Milles Lake sy Leech Lake, eo akaky ny Mississipi ; eo an'Minnesota.

Voakisakan'ny Ojibway (ny mponina voalohany no nanana basy) mbola nikisaka nakany andrefana indray izareo ; nanakisaka ny Sayena, ny Omaha, ny Crow sy ny mponina afa. Nivelatra indray izy teo arinan'ny nahazòna basy sy sovaly

[Ovay] Taminy taonjato faha 19 : Ady indianina

[Ovay] Ady Dakota

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.


Tamin'ny faran'ny taonjato faha 17 ; ny mponina Dakota nanao Alliance miarakami'ny Frantsay. Ny frantsay nanandrana mba ho afana mahazo monopole aminy fivarotana oditra.

[Ovay] Ady ny Black Hills

[Ovay] Wounded Knee

[Ovay] taonjato faha 21 : Repoblika Lakota

[Ovay] Mponina

Gropy na Sioux, nataony Charles Deas, tany am'1845

[Ovay] Fiainana

Sioux tipis.jpg

[Ovay] Filaminana Pôlotika

[Ovay] Fitadidiana sy biôgrafia

  • Mary Crow Dog et Richard Erdoes (2003). Lakota Woman : Ma vie de femme sioux, Livre de Poche : 290 p. (ISBN 2253137154)
  • Archie Fire Lame Deer et Richard Erdoes (2000). Le Cercle sacré : Mémoires d'un homme-médecine sioux, Albin Michel (Paris) : 425 p. (ISBN 2226114483)
  • Stanley Vestal (1992). Sitting Bull, chef des Sioux Hunkpapas, Éditions du Rocher : 459 p. (ISBN 2268012271)

[Ovay] Jereo Koa

Fanoroana sy fitsipika