Bemolanga

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

Bemolanga dia fiandronan-tsolitany ambanin’ny tany lehibe ao anatin’ny debok’i Morondava eto Madagasikara. Voavinavina ho 21 lavitrisa « barils » eo ho eo ny solitany tsy voadio ao anatiny. Ahitàna solika ao anatin’ny faritr’Isalo sy Amboloando. Ao avaratry ny fiandronan-tsolik’i Tsimiroro ary atsinanan’ny tanànan’i Morafenobe no toerana misy azy.

[hanova] Fanovozan-kevitra

Fitaovana manokana
Valam-pejy

Ny ''skin'' Voasintona
Tao
Fitetezana ny wiki
Fikambanana
Handray anjara
Fanoroana sy fitsipika
Fitaovana
Amin'ny tenim-pirenena hafa