Beihai (Guangxi)
Avy amin'i Wikipedia
| Beihai 北海 |
|
|---|---|
| — Prefecture-level city — | |
| 北海市 | |
| Fisian'i Beihai ao amin'ny faritan'i Guangxi any Sina | |
|
|
|
| Coordinates: | |
| Firenena | Sina |
| Faritany | Guangxi |
| Area | |
| - Total | 1 288,4 sq mi (3 337 km2) |
| Population (2001) | |
| - Total | 145 000 |
| Time zone | Ora sinoa tsotra (UTC+8) |
| Kaody paositra | 536000 |
| Area code(s) | 779 |
| Website | http://www.beihai.gov.cn/ |
| Beihai (Guangxi) | |||||||
|---|---|---|---|---|---|---|---|
| Sinoa | 北海 | ||||||
| Dika | Avaradranomasina | ||||||
|
|||||||
Beihai (amin'ny fiteny sinoa : 北海, Pinyin : Běihǎi, fiteny kantoney : Pakhoi) dia tanàna any atsimon'ny faritany mizaka-tenan'i Guangxi any Sina. Izy dia faritany misy ny prefektiorany
Votoatiny |
Tondro [hanova]
Ny isam-ponina tontaliny (prefektiora) dia 1,45 tapitrisa mponina (fanisana tamin'ny 2001) ; ny isam-ponin'i Beihai ao Guangxi dia 232 200 mponina tamin'ny 2001 ary 305 000 tamin'ny 2006. Roa isan-jato amin'ireo no kristianina.
Ilay tanàna dia manana seranam-piaramanidina iray (kaody AITA : BHY)
Toe-tany [hanova]
Ny karazan-toe-tanin'i Beihai dia trôpikaly eo amorontsiraka. Ny faritaniny dia voakasiky ny mousson. Ny lohataona any dia antonontonin-kafanana ary mando, ny fahavaratra dia mando be mihitsy, ny fararano sy ny ririnina dia maina be.