Pinyin

Avy amin'i Wikipedia

Hanketo: Fikarohana, karohy

Midika "manatsipelina" ny feo ny Pinyin (拼音 pīnyīn), amin'ny fiteny mandarina tsotra ( 汉语拼音 hànyǔ pīnyīn : manatsipelin'ny feo ny fiteny han ).

Ny pinyin dia sitema fandroratana ny fiteny Mandarina amin'ny fisoratana latina[1]. Misy koa sistema afa non'ny Pinyin ampiasan'ny fiteny afa any Sina.

Manana endrika ara-endripeo ny fiteny pinyin. Ary mampiasa aksanta izy mampiseo ny endripeo efatra :

  1. ˉ endripeo ambony (makrôna)
  2. ˊ endripeo mihakatra (aksanta ambony)
  3. ˇ endripeo mihidina sy mihakatra (karôna)
  4. ˋ endripeo mihidina sy fohy (aksanta ambany)

[Ovay] Lahatsoratra ilaina

[Ovay] Tsiahy

  1. Nanomboka nihiditra tamin'ny 11 febroary izy io
Fanoroana sy fitsipika