Android

Avy amin'i Wikipedia
Android smartphone

Android dia mpandrindra milina ho an'ny finday ampiasaina amin'ny smartphone, solaitra, PDA ary famantaranandro marani-tsaina. Izy io dia mpandrindra milina open-source izay mampiasa ny voa Linux. Ny mpamoaka an'io mpandrindra milina io dia orinasa madinika nitovy anarana ary novidian'i Google tamin'ny 2003. Ankoatra ny finday dia ahitana an'i Android ireo fitaovana hafa toa ny fahitalavitra, famantaranandro famohazana, famantaranandro, radiô amin'ny fiara ary koa fiarakodia.

Tantara[hanova | hanova ny fango]

Fototro sy ny fandrosoany[hanova | hanova ny fango]

Fiasany[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.