Wikipedia:Mpikambana

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Ovay
Misy mpikambana 4 692? eto amin'ny wikipedia malagasy ankehitriny (hanokatra kaonty eto)


Ovay

Ny Mpikambana, manana sy tsy manana kaonty eto amin'ny wikipedia malagasy, mety manana sata maro ny mpikambana ny Wikipedia.

Ny farany ambany indrindra dia ny mpikambana IP, Ny mpikambana IP dia vitsy no zavatra afa azo ataony ankotran'ny manolo sy mamorona pejy, fa misy pejy sasany tsy afaka ovainy satria izy ireo mety voaaro, an-tsasany oatra, kanefa ny mpikambana voasoratra eto afaka manolo an'io pejy io efatra andro teo arinan'ny fisoratany teto. Tsindrio eto rehefa tia hanoratra anarana ianao.

Rehefa manomboka mahaihay mitanana ianao, afaka mangataka ho mpandrindra ianao, mangataha eto. Rehefa tsara ho anao ny fifidianan'ny kômonitia, ampetrao eto ny fangatahanao (amin'ny fiteny anglisy) ary ampio eo ity rohy ity :

Rehefa manomboka miangeza ity Wikipedia ity, afaka lasa Borôkraty ny mpandrindra : Fa mandalo eo amin'ny fangatahana koa ny mpandrindra izay tia ho borôkraty.



FanivahanaGtk-redo-ltr.svg
WP:sysop

Ny mpandrindra (nà admin sysop) dia mpikambana aminy wikipedia lany ny mpikambana sasany mba handeha tsara ny wikipedia, misy admin 5 'zao eto aminy wikipedia malagasy. Ny fangatahana ho mpandrindra dia tokony apetraka eto

[hanova] Famaninona no misy Mpandrindra ?

Afaka manao zavatra be dia be ny mpikambana voasoratra tsy voasoratra anarana eto aminy Wikipedia. Afaka manova pejy, manamboatra azy, manala ny fanimbana isan-karazany sns.

Ny sata administrateur manomehan'ny fitaovana mba hitazona ny tranonkala ny Wikipedia. Afaka mamafa pejy tsy misy dikany oatra izy, afaka miaro ny pejy mila arovana, na afaka manakanan'ny mpikambana tsy manaja ny fototra ny Wikipedia

Tsy amena an'i olona rehetra ny sata mpandrindra mba tsy hanao zava-dratsy. Io ny antony hoe misy ny sata administrateur. Raha tia ho azo an'io sata io, ny mpikambana manana experience afaka mametraka kandidatioran'ny : ilay fifidianana dia otran'ny référendum (eny na tsia) raha misy olona maro no mifidy eny, lasa mpandrindra ilay olona kandida.

[hanova] Jereo koa

  • Mpandrindra – ny lisitry ny mpandrindra sy ny lisitra ny olona tia handrindra


  

Ny Borōkraty dia mpandrindra mitantan'ny sata ny mpikambana eto amin'ny wikipedia.

Ny fanangatahana ho borōkraty dia tokony atao eto, ny fanangatahana hapetraka amin'ny borôkraty dia tokony atao eto amin'ny hanontany borôkraty. Fa ny fanangatahana ho borôkraty tokony atao eo amin'ny Borōkraty/fanangatahana.

[hanova] Mpikambana tia ho Borōkraty

Jereo ny pejy Borōkraty/fanangatahana


Ny mpikambana atao hoe rôbô (bot) dia sata manokana omena an'ireo kaontim-pikambana izay ampiasain'ny Rindrankajy. Olon-tsotra izay manana satam-pikambana mahay mampiasa rindrankajy fibaikoana no mampandeha ireo rôbô ireo, ary azy irery izay kaonty rôbô ampiasainy izay.

Rôbô interwiki

Ny asa ataon'ny mpikambana manana sata rôbô dia manao asa fanampiana rohy interwiki eto amin'i Wikipedia malagasy ohatry ny any amin'ny Wikipedia hafa. Misy koa ireo atao hoe rôbô interwiki, izay manana asa manampy interwiki ary interwiki ihany : tsy manao asa afa-tsy izay.

Rôbô miasa eto amin'i Wikipedia malagasy

Tokana ihany aloha izao ireo rôbô miasa eto amin'i Wikipedia amin'ny teny malagasy, ary i Bot-Jagwar no anaram-pikambany. I Jagwar no mampandeha azy eto amin'ny Wikipedia.

Fanovana farany

Ny antony tsy ahitana ny fanovana ataon'ny rôbô ao amin'ny lisitry ny fanovana farany dia izy ireo manana ny sata rôbô, izany hoe voasitrika ny fanovana ataony raha araka ny parametatra tsotra. Raha te-hahita ireo fanovana ataon'ny rôbô dia mila tsindriana fotsiny ilay soratra "Asehoy ny mpikambana rôbô".

Rindrankajy mampandefa rôbô

Ireo rindrankajy ampiasaina indrindra amin'ny fampandefasana rôbô dia Pywikipedia. Jereo ny fanoroana mahakasika an'i Pywikipedia ho an'ny fampahalalana fanampiny.

Hataka

Ny hataka mahakasika ny rôbô dia tokony atao eto amin'ny Wikipedia:Bots/bot flag requests.


Fitaovana manokana
Valam-pejy

Ny ''skin'' Voasintona
Tao
Fitetezana ny wiki
Fikambanana
Handray anjara
Fanoroana sy fitsipika
Fitaovana