Voaroimainty

Avy amin'i Wikipedia
Voaroimainty Rubus niveus

Ny voaroimainty dia zavamaniry misy tsilo isan-karazany fa tsy tokana, samy amin' ny karazana Rubus (ao amin' ny fianakavian-javamaniry Rosaceae). Ireto ny anarana ara-tsiasan' ny zavamaniry antsoin' ny Malagasy amin' ny anarana hoe voaroimainty io: Rubus apetalus sy Rubus myrianthus ary Rubus pauciflorus (na Rubus niveus). Ity farany ity dia antsoina hoe voarointsilo (Rubus pauciflorus).

Rubus apetalus[hanova | hanova ny fango]

Ny Rubus apetalus dia antsoina amin' ny teny malagasy hoe koa: roifotsy, roimainty, roina.

Rubus myrianthus[hanova | hanova ny fango]

Ny Rubus myrianthus dia antsoina amin' ny teny malagasy hoe koa: roimainty

Rubus pauciflorus na Rubus niveus[hanova | hanova ny fango]

Ny Rubus pauciflorus na Rubus niveus dia antsoina amin' ny teny malagasy hoe koa: roimainty, voarointsilo.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]