Zavamaniry

Avy amin'i Wikipedia
karazany anisan-dry zavamaniry

Fototra (Plantae)

Zavamanan'aina izany ahitanana mazàna marosela, tamin'ny sela manana vihy (nucleus), sy mazàna mandevona hirana mampiasa ny alalan photosynthesis, ny zavamaniry.[1]

Plantae anisan'izany zavamaniry mitondra vony, sady vafaha, kesika, volonkazo, volombato sy ahidrano maitso. Plantae tsy anisan'izany ny ahidrano volontany, ny ahidrano mena na holatra.

Misy zavamaniry miampe vony, voan, faka, sy zavamaniry tsy miampe vony, voan, faka. Nivoatra tsikelikely ny toetra. Voalohany zavamaniry ny ahidrano maitso.

Atao hoe Angiosperm, ny zavamaniry izany ahitanana nofo voan. Atao hoe Gymnosperm ny zavamaniry izany tsy ahitanana nofo voan. nivoatra raha hahasarika ny biby sy hiparitaka ny voan ny voankazo. Tsy mifindrafrindra mazana ny zavamanirydehibe, nefa hitombo na hitsiry tari-dalalana ny zavamaniry. Sady mamafy tenany indraindray lavitra ny voan.

Haingana vitsy zavamaniry, ohatra Dionaea muscipula, Mimosa pudica, sy Morus alba.[2]

Misy sahabo 320000 karazana tamin'ny fanjakana zavamaniry.[3]

ny bitika sela tamin'ny irai zavamaniry (manokana Elodea)

Ampiasaina sakafo (ohatra vary, voaniho, fisika), ampiasaina rafitra (ohatra taretra, andramena, rofia) ampiasaina fanafody (ohatra vonenina, aferontany, tongolahy), ampiasaina zava-mahadomelina (ohatra tabaka, rongony sy kôkainina), sady ampiasaina aloka ny onlona ny zavamaniry. Manao oksizenina fa miaina isika,[4] mandray ny fandotoana,[5] sy manatsara fahasalamana ara-tsaina ny zavamaniry.[6]

Atao hoe haizavamaniry ny siansa tamin'ny zavamaniry.

Kisary[hanova | hanova ny fango]

Citation[hanova | hanova ny fango]

  1. Merriam Webster Dictionary - Plant
  2. Sexual Plant Reproduction - High Speed Pollen Release in the White Mulberry Tree
  3. "IUCN - Numbers of Threatened Species by Major Groups of Organisms" (PDF). Archived from the original (PDF) on 2011-07-21. Retrieved 2019-07-09.
  4. The Independent - Bad News for all Life on Earth: Plants Becoming Extinct 500 Times Faster
  5. The Guardian - In Praise of the London Plane
  6. Metro - Experts Tell Us How Surrounding Yourself with Plants can Help Your Mental Health