Valantsa
Avy amin'i Wikipedia
Valantsa
|
|||
| Velarantany | NC | ||
| Isam-ponina | 805.304 mpo. mponina | ||
| Tanànan-dehibe | 805.304 mpo. | ||
| Ben'ny tanàna | Rita Barberá Nolla | ||
| Firenena | NC | ||
| Faritany | NC | ||
Ny Valantsa (València amin'ny fiteny valentsiana, Valencia amin'ny fiteny Espaniola) dia tanàna any Espaina, any antsinanana ao espaina, voaforon'i Junius Brutus Callaicus ny tanànan'ny Valentsa tamin'ny 138 AJK ny anarany tamin'io fotoana io dia Valentia Edetanorum, ny renirano Turia no miampita ny tanàna.
Jereo koa/Lahatsoratra ilaina [hanova]