Toe-tan'i Madagasikara
Avy amin'i Wikipedia
Misy fizaràn'ny toe-tany dimy ao Madagasikara :
- Ny toe-tany be orana any antsinanana (amorontsiraka antsinanana).
- Ny toe-tany avo toerana, eo ampivoan'i Madagasikara [1]
- Ny toe-tany maina somary mafana (Antsiranana)
- Ny toe-tany maina (Toliara)
[hanova] Jereo koa
[hanova] Rohy ivelany
- ((mg)) ((fr)) Madagasikara: ny toe-tany
[hanova] Tsiahy
- ↑ Faritan'i Antananarivo, Faritan'ny alaotra, faritan'ny Fianarantsoa