Fiteny aligônkianina
Ny fiteny algônkianina dia fianakaviam-piteny any Amerika Avaratra, ampiasain' ny Algônkiana. Heverina fa avy amin' ny fiteny prôtô-aljika avokoa izy ireo, fiteny prôtô amin' ny laharana faharoa namboarina indray avy amin' ny fiteny prôtô-algônkiana ary koa ny fiteny oiôta sy ny fiteny iorôka.
Ao anatin' io fianakaviana io no misy ny ankabiazan' ny fiteny aljika (ny sasana dia ny wiyot, yurok any amin' ny tapany avaratra-andrefan' i California. Tokony tsy hafangaro ny fiteny algônkiana sy ny fiteny algônkina, izay iray amin' ireo fiteny algônkiana maro. Talohan' ny fanjanahan' ny Eorôpeana an' i Amerika, ny olona miteny algônkiana dia nonina any amin' ny morontsiraka atsinanan' i Amerika Avaratra ka hatrany amin' ny Tendrombohitra Be Vato.
Fanakilasiana natiny
[hanova | hanova ny fango]Fianakavina maro
[hanova | hanova ny fango]- fiteny algônkiana an-tany lemaka
- fiteny algônkiana ao afovoany
- fiteny algônkiana atsinanana