Taon-kazavana
Avy amin'i Wikipedia
Ny taon-kazavana (afohezina tk) dia refy iray miisa iray alina miliara kilometatra (1016m). Ny parsec, refy ampiasaina amin'ny hainkintana, dia mirefy 3,26 taonkazavana.
[hanova] Famaritana
Ny taonkazavana dia halavirana todin'ny voankazavana ao anatin'ny herintaona (izany hoe 365,25 andro) anaty foana. Izany halavirana izany dia 9,46 Pm (petametatra) na marimarina kokoa 9 460 730 472 580,8 km, fantatra avy amin'ny hafaingam-boankazavana anatin'ny iray segondra (299 792,458 km/s).