Metatra
Avy amin'i Wikipedia
Ny metatra amin'izao fotoana izao dia ny halavirana vitan'ny voankazavana andehanana ao anatin'ny 1/299 792 458 segondra[1].
Tantara [hanova]
Ny metatra atao hoe mètre étalon dia iray ampahan'ny folo tapitrisan'ny elanelana manasaraka ny tendrontany iray sy ny fehibe.
Tsiahy [hanova]
|