Tamba-nosy
Avy amin'i Wikipedia
Ny tamba-nosy dia entina iantsoana nosy maromaro mifanakaiky, sy toa mitambatambatra mihitsy aza.
[hanova] Karazana tamba-nosy
Ny tamba-nosy dia hita eny anivon-dranomasina ; ambin'ny ankapobeny, mety nosy kely misy manodidona nosy ngezangeza kokoa ny tamba-nosy. Ohatra, misy nosy 700 izao manodidon'ny Scotland. Avy amin'ny volcan ny ankabeazan'ny tampa-nosy, na hotspot no manao azy, na zone de subduction. Ny tamba-nosy ngeza indrindra fantatsika izao dia ny Indonezia, ny Japana, ny Filipina, ny New Zealand ary ny Onaited Kingdoma.