Télécom SudParis

Avy amin'i Wikipedia

48°37′29″N 2°26′34″E / 48.6248523°N 2.4428837°E / 48.6248523; 2.4428837

Télécom SudParis
Velarantany NC
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena Frantsa Frantsa
Faritany Parisy
Faritra NC

Télécom SudParis dia iray amin'ireo sekoly injeniera ambony indrindra any Frantsa (anjerimanontolo) momba ny fampianarana ambony sy fikarohana izay manome mari-pahaizana momba ny injeniera any Frantsa. Mamokatra injeniera manana fahaiza-manao eo amin'ny sehatry ny siansa sy ny teknolojian'ny fampahalalam-baovao sy ny fifandraisan-davitra, ary koa manana fahaizana amin'ny sehatra ara-toekarena, sosialy ary tontolo iainana.

Nahazo diplaoma malaza[hanova | hanova ny fango]

  • Jesse Chacón, injeniera mizaka ny zom-pirenen'i Venezoela teraka ny 9 Novambra 1965
  • Adel Gaâloul, injeniera mizaka ny zom-pirenen'i Tonizia teraka ny 27 Jolay 1959

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.