Siansa ara-tsosialy

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

Ny siansan' olombelona sy ny siansa ara-tsosialy na siansa ara-piara-monina' dia vondron-taranja siantifika mandinika ny toetra sosialy sy ny zava-misy amin'ny olona. Ampififanohirana amin'ny siansa natoraly sy ny siansa marina ny siansa sosialy.

Ny taranja voasokajy amin'ny siansa ara-tsosialy dia ny tantara sy ny filôzôfia

Araka ny dika notsorina avy amin'ny rakibolana, ny siansan' olombelona dia mandinika ny kolontsain'ny olomebola, ny tantarany, ny zava-bitany, ny fomba fiainany sy ny toetra ny tsirairay sy sosialy, kanefa ny siansa ara-tsosialy dia mandinika ny fiara-monin'ny olombelona, entité mamondrona ny olombelona amin'ny antony maro samihafa. Ny siansan' olombelona sy ny siansa ara-tsosialy dia mifanatrika amin'ny siansa natoraly sy ny siansan'ny tontolo iainana. Ireo mitondra amin'ny fomba manokana, ny fifanatrehana ny filôzôfia natoraly sy ny filôzôfia môraly (misy ny sosiôlojia, ny politika, ny toe-karena sns.). Ny fitenenana anglisy ny siansa sosialy dia niseho tamin'ny 1824 ao anatin'ny bokin'i William Thompson : An Inquiry into the Principles of the Distribution of Wealth Most Conducive to Human Happiness; applied to the Newly Proposed System of Voluntary Equality of Wealth

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

miteny frantsay[hanova | hanova ny fango]

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.